FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nandritra izany fotoana izany, dia niakatra tany Jerosalema ny mpanompon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona. Ary natao fahirano ilay tanàna.+

  • 2 Mpanjaka 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nisy andia-miaramila kaldeanina+ nanenjika azy anefa, ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.+ Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra.

  • Jeremia 52:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ireto avy ny olona nataon’i Nebokadrezara sesitany: Jiosy telo amby roapolo sy telo arivo, tamin’ny taona fahafito.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara