Ezekiela 35:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Faly erỳ ianao rehefa lao tanteraka ny lovan’ny taranak’Israely! Koa hataoko lao toy izany koa ianao.+ Ho lao tanteraka ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira, eny, i Edoma manontolo!+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”+ Matio 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo,+ ary araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.+
15 Faly erỳ ianao rehefa lao tanteraka ny lovan’ny taranak’Israely! Koa hataoko lao toy izany koa ianao.+ Ho lao tanteraka ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira, eny, i Edoma manontolo!+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”+
2 fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo,+ ary araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.+