FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Raha mioty ny voaloboka eny amin’ny tanimboalobokao ianao, dia aza miverina mioty izay sisa tavela. Tokony havela ho an’ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena ireny.

  • Isaia 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Kely sisa no azo otazana eo aminy, toy ny rehefa manintsana voan’oliva, ka voan’oliva masaka roa na telo no eny an-tendron’ny rantsany, ary efatra na dimy no eny amin’ireo sampany mamoa”, hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara