Genesisy 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary afa-nandositra ny lehilahy iray ka tonga nilaza tamin’i Abrama Hebreo,+ izay nonina teo afovoan’ireo hazoben’i Mamre Amorita.+ Rahalahin’i Eskola sy Anera+ io Mamre io, ary samy efa nanao fifanekena tamin’i Abrama izy ireo. Genesisy 40:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nalaina an-keriny avy any amin’ny tanin’ny Hebreo mantsy aho.+ Ary tatỳ koa aho dia tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nampidirana ahy tato amin’ity lavaka figadrana ity.”+
13 Ary afa-nandositra ny lehilahy iray ka tonga nilaza tamin’i Abrama Hebreo,+ izay nonina teo afovoan’ireo hazoben’i Mamre Amorita.+ Rahalahin’i Eskola sy Anera+ io Mamre io, ary samy efa nanao fifanekena tamin’i Abrama izy ireo.
15 Nalaina an-keriny avy any amin’ny tanin’ny Hebreo mantsy aho.+ Ary tatỳ koa aho dia tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nampidirana ahy tato amin’ity lavaka figadrana ity.”+