Josoa 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hoy i Josoa: “Nahoana no nahatonga loza taminay ianao?+ Hahatonga loza aminao koa i Jehovah anio.” Dia nitora-bato azy ny Israely rehetra,+ ary nandoro+ azy nony avy eo. Eny, notorahany vato ireo. Salamo 96:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa lehibe i Jehovah,+ ka tena mendrika hoderaina tokoa.Mendrika hatahorana kokoa noho ny andriamanitra rehetra izy.+
25 Ary hoy i Josoa: “Nahoana no nahatonga loza taminay ianao?+ Hahatonga loza aminao koa i Jehovah anio.” Dia nitora-bato azy ny Israely rehetra,+ ary nandoro+ azy nony avy eo. Eny, notorahany vato ireo.
4 Fa lehibe i Jehovah,+ ka tena mendrika hoderaina tokoa.Mendrika hatahorana kokoa noho ny andriamanitra rehetra izy.+