Genesisy 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nivoady+ i Jakoba hoe: “Raha homba ahy foana Andriamanitra ka hiaro ahy any amin’izao lalana alehako izao, sy hanome ahy sakafo hohaniko sy akanjo hotafiko,+ Salamo 50:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fisaorana no atolory ho sorona ho an’Andriamanitra,+Ary efao amin’ny Avo Indrindra ny voadinao.+
20 Koa nivoady+ i Jakoba hoe: “Raha homba ahy foana Andriamanitra ka hiaro ahy any amin’izao lalana alehako izao, sy hanome ahy sakafo hohaniko sy akanjo hotafiko,+