Salamo 107:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hitan’izy ireo fa rehefa miteny Andriamanitra dia misy rivo-mahery mifofofofo,+Ka mampiakatra ny onjan-dranomasina.+ Asan’ny Apostoly 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy ela akory anefa dia nifofofofo namely an’ilay nosy ny rivo-mahery+ atao hoe Eorakylona.
25 Hitan’izy ireo fa rehefa miteny Andriamanitra dia misy rivo-mahery mifofofofo,+Ka mampiakatra ny onjan-dranomasina.+