FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+

      Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,

      Satria akaiky ny andro hahitany loza,+

      Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+

  • Mika 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary amin-katezerana sy amim-pahavinirana no hamaliako an’ireo firenena tsy mankatò.”+

  • Romanina 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa mpanompon’Andriamanitra hitondra soa ho anao izy.+ Raha manao ratsy anefa ianao,+ dia matahora fa misy antony matoa mitondra ny sabatra izy. Fa mpanompon’Andriamanitra izy sady mpamaly+ an’ireo mpanao ratsy, ka hampihatra ny fahatezeran’Andriamanitra amin’ireny.

  • Hebreo 10:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara