Ezra 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tamin’izay ny asa momba ny tranon’Andriamanitra tany Jerosalema no nitsahatra. Ary mbola nitsahatra izany hatramin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy+ mpanjakan’i Persa. Zakaria 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny volana fahavalo tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy,+ dia tonga tamin’i Zakaria+ mpaminany zanak’i Berekia, zanak’i Ido,+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe:
24 Tamin’izay ny asa momba ny tranon’Andriamanitra tany Jerosalema no nitsahatra. Ary mbola nitsahatra izany hatramin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy+ mpanjakan’i Persa.
1 Tamin’ny volana fahavalo tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy,+ dia tonga tamin’i Zakaria+ mpaminany zanak’i Berekia, zanak’i Ido,+ ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: