Zakaria 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Koa izao no lazain’i Jehovah: ‘“Hiverina eto Jerosalema tokoa aho ka hamindra fo aminy.+ Dia haorina eto ny tranoko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ary hohenjanina eto amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana.”’+ Malakia 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”
16 “Koa izao no lazain’i Jehovah: ‘“Hiverina eto Jerosalema tokoa aho ka hamindra fo aminy.+ Dia haorina eto ny tranoko”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ary hohenjanina eto amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana.”’+
7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”