17 Ary nivavaka i Elisa+ hoe: “Jehovah ô, ampahirato re ny masony+ mba hahitany e!” Avy hatrany dia nampahiratin’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary indreo feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra manodidina an’i Elisa.+
26Amin’izany andro izany,+ dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna mahery+ isika, satria ataony manda sy tovon-tany fiarovana ho antsika ny famonjena.+