Marka 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay dia nivoaka ny Fariseo, ka nikaon-doha avy hatrany niaraka tamin’ireo mpomba an’i Heroda+ ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy.+ Marka 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nirahin’ireo hankany amin’i Jesosy ny sasany tamin’ny Fariseo sy ny mpomba an’i Heroda+ mba hamandrika azy amin’ny teniny.+
6 Tamin’izay dia nivoaka ny Fariseo, ka nikaon-doha avy hatrany niaraka tamin’ireo mpomba an’i Heroda+ ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy.+
13 Ary nirahin’ireo hankany amin’i Jesosy ny sasany tamin’ny Fariseo sy ny mpomba an’i Heroda+ mba hamandrika azy amin’ny teniny.+