Levitikosy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy. Ohabolana 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mahatsindry fo ny olona raha lalin-tsaina,+ ary voninahitra ho azy ny mamela fahadisoana.+ Matio 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha manota ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ampahafantaro azy ny fahadisoany.+ Raha mihaino anao izy, dia hahatafaverina ny rahalahinao ianao.+
17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy.
15 “Raha manota ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ampahafantaro azy ny fahadisoany.+ Raha mihaino anao izy, dia hahatafaverina ny rahalahinao ianao.+