FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Raha toa ny hoditry ny olona iray ka misy mibontsimbontsina, na misy anakandroana+ na misy tasy, ary mitatra eo amin’ny hodiny izany, ka lasa habokana,+ dia tsy maintsy entina any amin’i Arona mpisorona izy, na any amin’ny iray amin’ireo mpisorona+ zanak’i Arona.

  • Levitikosy 13:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 ka misy mifaritra maitso somary mavo, na somary mena, eo amin’ilay akanjo na ilay hoditra na ilay tenany na ilay fahany na izay zavatra vita amin’ny hoditra, dia habokana izany, ka tsy maintsy aseho amin’ny mpisorona.

  • Levitikosy 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no ho lalàna momba ny boka,+ amin’ny andro anekena azy ho madio, rehefa hoentina any amin’ny mpisorona izy:+

  • Deoteronomia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Mitandrema amin’ny habokana,+ ka tandremo tsara izay rehetra hampianarin’ny Levita mpisorona anareo.+ Araho tsara izay nandidiako+ azy ireo.

  • Matio 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy i Jesosy taminy: “Tandremo sao milazalaza amin’olona,+ fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ ka atolory ny fanomezana+ nandidian’i Mosesy, mba ho porofo amin’izy ireo fa sitrana ianao.”

  • Lioka 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hilazalaza amin’olona,+ ka hoy izy taminy: “Mandehana kosa miseho any amin’ny mpisorona,+ ary manaova fanatitra+ noho ny nanadiovana anao, araka ny nandidian’i Mosesy, mba ho porofo amin’izy ireo fa sitrana ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara