Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.” Salamo 103:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 103 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+Ary aoka izay rehetra ato anatiko hidera ny anarany masina.+