Genesisy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo,+ satria amin’izao taranaka izao, dia ianao no hitako fa marina eo anatrehako.+ Filipianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 nanenjika ny fiangonana raha ny hafanam-po no resahina,+ ary efa hita fa tsy manan-tsiny aho raha araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna.
7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo,+ satria amin’izao taranaka izao, dia ianao no hitako fa marina eo anatrehako.+
6 nanenjika ny fiangonana raha ny hafanam-po no resahina,+ ary efa hita fa tsy manan-tsiny aho raha araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna.