Jaona 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa rehefa hitan’ilay vahoaka fa tsy teo na i Jesosy na ny mpianany, dia niakatra tao an-tsambokely ireo, ary nankany Kapernaomy hitady+ an’i Jesosy. Jaona 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nohatonin’izy ireo i Filipo+ avy any Betsaida any Galilia, ka niangaviany hoe: “Mba te hahita an’i Jesosy+ izahay, tompoko.”
24 Koa rehefa hitan’ilay vahoaka fa tsy teo na i Jesosy na ny mpianany, dia niakatra tao an-tsambokely ireo, ary nankany Kapernaomy hitady+ an’i Jesosy.
21 Dia nohatonin’izy ireo i Filipo+ avy any Betsaida any Galilia, ka niangaviany hoe: “Mba te hahita an’i Jesosy+ izahay, tompoko.”