Matio 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny iray nomeny talenta* dimy, ny iray talenta roa, ary ny iray talenta iray, samy araka ny fahaizany avy.+ Dia lasa nankany an-tany hafa izy.
15 Ny iray nomeny talenta* dimy, ny iray talenta roa, ary ny iray talenta iray, samy araka ny fahaizany avy.+ Dia lasa nankany an-tany hafa izy.