FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia samy nanala ny fitafiany+ haingana izy ireo ka nametraka izany teo ambanin’i Jeho, teo amin’ireo zanatohatra. Ary nitsoka anjombona izy ireo,+ ka nilaza hoe: “Lasa mpanjaka i Jeho!”+

  • Matio 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka nametrahany ny akanjony ivelany, ary teo amin’izany i Jesosy no nipetraka.+

  • Marka 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nentin’ireo tany amin’i Jesosy ilay zanak’ampondra,+ ka nametrahany ny akanjony ivelany, dia nitaingenan’i Jesosy.+

  • Jaona 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nahita zanak’ampondra+ i Jesosy ka nitaingenany, araka ny voasoratra hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara