FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary niditra tao amin’ny tempoly i Jesosy ka nandroaka an’izay rehetra nivarotra sy nividy tao, ary nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+

  • Marka 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary tonga tao Jerosalema izy ireo. Koa niditra tao amin’ny tempoly izy, dia nanomboka nandroaka an’izay nivarotra sy nividy tao ary nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara