Matio 21:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Naniraka mpanompo hafa indray izy, maro noho ny teo aloha, kanefa mbola nataon’ireo toy izany koa.+ Marka 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Naniraka mpanompo hafa indray ralehilahy ho any amin’ireo mpamboly, nefa nokapohin’ireo teo amin’ny lohany ilay mpanompo sady nalany baraka.+
36 Naniraka mpanompo hafa indray izy, maro noho ny teo aloha, kanefa mbola nataon’ireo toy izany koa.+
4 Naniraka mpanompo hafa indray ralehilahy ho any amin’ireo mpamboly, nefa nokapohin’ireo teo amin’ny lohany ilay mpanompo sady nalany baraka.+