Matio 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nony nahita ny zanany anefa ireo mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy hahazoantsika ny lovany!’+ Marka 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nifampiresaka anefa ireo mpamboly ireo hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy dia ho antsika ny lova!’+
38 Nony nahita ny zanany anefa ireo mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy hahazoantsika ny lovany!’+
7 Nifampiresaka anefa ireo mpamboly ireo hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy dia ho antsika ny lova!’+