FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aloavy amin’izy rehetra àry izay tokony ho azy avy: Ny hetra+ ho an’izay mitaky hetra, ny haba ho an’izay mitaky haba, ny tahotra ho an’izay tokony hatahorana,+ ny haja ho an’izay tokony hohajaina.+

  • Titosy 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ampahatsiahivo hatrany izy ireo mba hanaiky+ sy hankatò ny fanjakana sy ny manam-pahefana mpitondra,+ ho vonona ho amin’ny asa tsara rehetra,+

  • 1 Petera 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Noho ny Tompo, dia ekeo+ izay fahefana rehetra najoron’olombelona:+ Na mpanjaka+ izany, satria ambony izy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara