Filipianina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 ary tsy manaiky hampitahorin’ireo mpanohitra+ anareo mihitsy. Izany tsy fahatahoranareo izany indrindra mantsy no porofon’ny handringanana azy ireny, fa porofon’ny hamonjena anareo kosa.+ Ary avy amin’Andriamanitra izany,
28 ary tsy manaiky hampitahorin’ireo mpanohitra+ anareo mihitsy. Izany tsy fahatahoranareo izany indrindra mantsy no porofon’ny handringanana azy ireny, fa porofon’ny hamonjena anareo kosa.+ Ary avy amin’Andriamanitra izany,