1 Tesalonianina 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa milaza izy ireo+ hoe: “Fandriampahalemana+ sy filaminana!”, dia hanjo azy avy hatrany ny fandringanana+ tampoka, toy ny fitrangan’ny fanaintainana eo amin’ny vehivavy mihetsi-jaza.+ Ary tsy ho afa-mandositra mihitsy izy ireo.+
3 Rehefa milaza izy ireo+ hoe: “Fandriampahalemana+ sy filaminana!”, dia hanjo azy avy hatrany ny fandringanana+ tampoka, toy ny fitrangan’ny fanaintainana eo amin’ny vehivavy mihetsi-jaza.+ Ary tsy ho afa-mandositra mihitsy izy ireo.+