35 Koa miambena hatrany+ àry, fa tsy fantatrareo hoe rahoviana no ho avy ny tompon-trano, na amin’ny takariva, na amin’ny misasakalina, na amin’ny maneno akoho, na vao maraina,*+
15 “Avy toy ny mpangalatra+ aho. Sambatra izay miambina hatrany+ ka mbola eny aminy ihany ny akanjony ivelany, mba tsy handeha mitanjaka izy ka ho hitan’ny olona ny fahamenarany.”+