Matio 21:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Na te hisambotra azy aza anefa ireo, dia natahotra ny vahoaka, satria nihevitra an’i Jesosy ho mpaminany ny vahoaka.+ Matio 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nikaon-doha+ izy ireo mba hisamborana an’i Jesosy amin-kafetsena, sy mba hamonoana azy ho faty. Marka 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niteny foana anefa ireo hoe: “Tsy amin’ny fety anefa sao hisavorovoro ny vahoaka.”+ Lioka 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’izay ora izay indrindra, dia nitady hisambotra azy ny mpanora-dalàna sy ny lehiben’ny mpisorona, satria takatr’izy ireo fa izy no tao an-tsain’i Jesosy tamin’io fanoharana io. Natahotra ny olona anefa izy ireo.+
46 Na te hisambotra azy aza anefa ireo, dia natahotra ny vahoaka, satria nihevitra an’i Jesosy ho mpaminany ny vahoaka.+
19 Tamin’izay ora izay indrindra, dia nitady hisambotra azy ny mpanora-dalàna sy ny lehiben’ny mpisorona, satria takatr’izy ireo fa izy no tao an-tsain’i Jesosy tamin’io fanoharana io. Natahotra ny olona anefa izy ireo.+