FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona ny iray tamin’izy roa ambin’ny folo lahy, ilay antsoina hoe Jodasy Iskariota,+

  • Marka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary i Jodasy Iskariota, izay iray tamin’izy roa ambin’ny folo lahy, dia lasa nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona mba hamadika an’i Jesosy ka hanolotra azy tamin’ireo.+

  • Jaona 6:70
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 70 Hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Nifidy anareo roa ambin’ny folo lahy tokoa aho,+ nefa ny anankiray aminareo dia mpanendrikendrika.”+

  • Jaona 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mbola teo am-pisakafoana hariva izy ireo, ary efa nataon’ny Devoly tao am-pon’i Jodasy Iskariota,+ zanak’i Simona, ny hamadika azy.+

  • Jaona 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Taorian’ny nanomezana ilay sombi-mofo, dia niditra tao amin’i Jodasy i Satana.+ Koa hoy i Jesosy taminy: “Ataovy haingana izay ataonao.”

  • Asan’ny Apostoly 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Anisanay+ mantsy izy taloha ary nandray anjara tamin’izao fanompoana izao koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara