Hebreo 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izany ‘sitrapony’+ izany no nanamasinana+ antsika tamin’ny nanolorana+ ny vatan’i Jesosy Kristy indray mandeha monja.+ 1 Petera 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,+ mba ho afaka amin’ny ota isika+ ka hanao ny marina foana eo amin’ny fiainantsika. “Ny ratra taminy no nahasitrana anareo.”+
10 Izany ‘sitrapony’+ izany no nanamasinana+ antsika tamin’ny nanolorana+ ny vatan’i Jesosy Kristy indray mandeha monja.+
24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,+ mba ho afaka amin’ny ota isika+ ka hanao ny marina foana eo amin’ny fiainantsika. “Ny ratra taminy no nahasitrana anareo.”+