26 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo+ i Jesosy. Rehefa avy nivavaka* izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka nomeny ny mpianatra, sady hoy izy: “Raiso ity, ka hano. Ity no* vatako.”+
22 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo i Jesosy ka nivavaka. Ary notapahiny ilay mofo, dia nomeny azy ireo, ka hoy izy: “Raiso, ity no* vatako.”+