FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 “Vorio eto anatrehako ny olona tsy mivadika amiko,+

      Dia ireo nanao fifanekena tamiko tamin’ny alalan’ny sorona.”+

  • Matio 26:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa ity no*+ rako, dia ‘ny ran’ny+ fifanekena’+ izay halatsaka ho an’ny maro+ ho famelan-keloka.+

  • Marka 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ity no* rako,+ dia ‘ny ran’ny fifanekena’+ izay halatsaka+ ho an’ny maro.+

  • Hebreo 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa tsy anjely mihitsy no ampiany amin’izany, fa ny taranak’i Abrahama.+

  • Hebreo 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 mainka fa ny ran’i+ Kristy? Nanolotra+ ny tenany tsy misy tsiny tamin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny fanahy mandrakizay mantsy izy, ary ny rany no manadio+ ny feon’ny fieritreretantsika ho afaka amin’ny asa maty+ mba hanaovantsika fanompoana masina+ ho an’ilay Andriamanitra velona.

  • 1 Petera 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara