Salamo 41:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+
9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+