2 Korintianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 mba tsy ho voafitak’i Satana+ ianareo, fa fantatsika ny teti-dratsiny.+ 1 Petera 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+
8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+