Amosa 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ‘Hanome baiko aho, ka hohozongozoniko eo amin’ny firenena rehetra ny taranak’i Israely,+ toy ny fanozongozona sivana mba tsy hisy vatokilonjy hilatsaka amin’ny tany. Matio 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy daholo ianareo anio alina, noho izay hanjo ahy. Fa voasoratra hoe: ‘Hamely ny mpiandry aho, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+ Marka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy daholo ianareo, satria voasoratra hoe: ‘Hamely ny mpiandry aho,+ dia hiparitaka ny ondry.’+
9 ‘Hanome baiko aho, ka hohozongozoniko eo amin’ny firenena rehetra ny taranak’i Israely,+ toy ny fanozongozona sivana mba tsy hisy vatokilonjy hilatsaka amin’ny tany.
31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy daholo ianareo anio alina, noho izay hanjo ahy. Fa voasoratra hoe: ‘Hamely ny mpiandry aho, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+
27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy daholo ianareo, satria voasoratra hoe: ‘Hamely ny mpiandry aho,+ dia hiparitaka ny ondry.’+