Matio 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nankeo amin’ny mpianatra izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Tsy afaka niara-niari-tory tamiko adiny iray akory ve ianareo?+ Marka 14:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary nankeo amin’ny mpianany izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Matory ve ianao, ry Simona? Tsy nahavita niari-tory adiny iray akory ve ianao?+
40 Ary nankeo amin’ny mpianatra izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Tsy afaka niara-niari-tory tamiko adiny iray akory ve ianareo?+
37 Ary nankeo amin’ny mpianany izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Matory ve ianao, ry Simona? Tsy nahavita niari-tory adiny iray akory ve ianao?+