Matio 26:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+ Marka 14:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Ary raha vao nahita an’i Petera namindro izy, dia nibanjina azy tsara sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’io Jesosy avy any Nazareta io.”+
69 Nipetraka tany ivelany, tany an-tokotany, i Petera tamin’izay. Ary nisy mpanompovavy nanatona azy sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’i Jesosy, ilay avy any Galilia!”+
67 Ary raha vao nahita an’i Petera namindro izy, dia nibanjina azy tsara sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’io Jesosy avy any Nazareta io.”+