FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:75
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 75 Dia tsaroan’i Petera izay nolazain’i Jesosy hoe: “Raha mbola tsy maneno ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Koa nivoaka tany ivelany izy ka nitomany tamin’alahelo be.+

  • Marka 14:72
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 72 Ary teo no ho eo dia nisy akoho naneno fanindroany.+ Ary tsaroan’i Petera izay nolazain’i Jesosy taminy hoe: “Raha mbola tsy maneno indroa ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Koa difotry ny alahelo izy ka nanomboka nitomany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara