Matio 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+ Marka 14:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Dia nandrovitra ny akanjony+ ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+
65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+
63 Dia nandrovitra ny akanjony+ ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+