Matio 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, fa nasainy nokaravasina+ kosa i Jesosy ka natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Jaona 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’izay, dia nalain’i Pilato i Jesosy ka nokaravasiny.+
26 Koa nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, fa nasainy nokaravasina+ kosa i Jesosy ka natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+