FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitsangana ny mpanjakan’ny tany,+

      Ary mivondrona ny manam-pahefana,+

      Mba hanohitra an’i Jehovah+ sy ilay voahosony,+

  • Salamo 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho.*+

      Tsy havelanao hahita ny lavaka ilay mpanomponao tsy mivadika.+

  • Salamo 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Aza atolotra eo an-tanan’ny fahavaloko aho,+

      Fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga,+

      Sy izay mihetraketraka amiko.+

  • Salamo 69:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+

      Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+

  • Salamo 78:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hilaza oha-teny aho,+

      Ary ny vavako hiboiboika teny saro-pantarina hatry ny ela,+

  • Salamo 118:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny vato nolavin’ny mpanao trano+

      No tonga vato fehizoro.+

  • Salamo 132:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah,+

      Ka tsy hivadika amin’ny teniny mihitsy.+ Eny, efa nianiana izy hoe:

      “Izay aloaky ny kibonao+

      No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara