Joela 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Aorian’izany, dia handatsahako ny fanahiko+ ny karaza-nofo rehetra,+ ka ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo+ haminany. Ary ny lahiantitra eo aminareo hanonofy, ary ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana. Jaona 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hangataka amin’ny Ray aho, ka homeny mpanampy hafa ianareo, mba ho eo aminareo mandrakizay,+ Asan’ny Apostoly 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tamin’izy nihaona tamin’ireo, dia nanafatrafatra izy hoe: “Aza miala eto Jerosalema,+ fa andraso foana ilay nampanantenain’ny Ray+ sady efa renareo tamiko. Asan’ny Apostoly 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.
28 “Aorian’izany, dia handatsahako ny fanahiko+ ny karaza-nofo rehetra,+ ka ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo+ haminany. Ary ny lahiantitra eo aminareo hanonofy, ary ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana.
4 Ary tamin’izy nihaona tamin’ireo, dia nanafatrafatra izy hoe: “Aza miala eto Jerosalema,+ fa andraso foana ilay nampanantenain’ny Ray+ sady efa renareo tamiko.
4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.