Eksodosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho lava andro iainana ianao, ary mba hahita soa+ any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Efesianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany. Kolosianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ianareo zanaka, ankatoavy+ amin’ny zava-drehetra ny ray aman-dreninareo, fa ankasitrahana eo anatrehan’ny Tompo izany.
12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho lava andro iainana ianao, ary mba hahita soa+ any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.
6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany.
20 Ianareo zanaka, ankatoavy+ amin’ny zava-drehetra ny ray aman-dreninareo, fa ankasitrahana eo anatrehan’ny Tompo izany.