Salamo 103:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa izy no mamela ny fahadisoanao rehetra,+Sy manasitrana ny aretinao rehetra.+ Marka 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nony afaka andro vitsivitsy anefa, dia niditra tao Kapernaomy indray i Jesosy, ary ren’ny olona fa tao an-trano izy.+
2 Nony afaka andro vitsivitsy anefa, dia niditra tao Kapernaomy indray i Jesosy, ary ren’ny olona fa tao an-trano izy.+