Matio 17:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nony tafangona tao Galilia izy ireo, dia hoy i Jesosy taminy: “Efa voatendry hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona,+ Marka 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nampianatra ny mpianany mantsy izy ka niteny taminy hoe: “Hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona ka hovonoiny ho faty.+ Na ho faty aza anefa izy, dia hitsangana rehefa afaka telo andro.”+ Lioka 18:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hatolotra amin’ireo hafa firenena izy, ohatra, ary hatao ho fihomehezana+ sady halam-baraka+ ary hororana.+
22 Nony tafangona tao Galilia izy ireo, dia hoy i Jesosy taminy: “Efa voatendry hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona,+
31 Nampianatra ny mpianany mantsy izy ka niteny taminy hoe: “Hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona ka hovonoiny ho faty.+ Na ho faty aza anefa izy, dia hitsangana rehefa afaka telo andro.”+
32 Hatolotra amin’ireo hafa firenena izy, ohatra, ary hatao ho fihomehezana+ sady halam-baraka+ ary hororana.+