31 Nosoratana anefa ireo+ mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra, ary mba hahazoanareo fiainana amin’ny anarany, satria mino+ ianareo.
25 Nampianarina* ny lalan’i Jehovah izy, ary narehitry ny fanahy+ ka marina ny fitoriany sy ny fampianarany momba an’i Jesosy, saingy ny batisan’i+ Jaona ihany no fantany.