Lioka 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy ireo: “Nifady hanina matetika ny mpianatr’i Jaona sady nitalaho tamim-bavaka. Nanao toy izany koa ny mpianatry ny Fariseo, fa ny anao kosa mihinana sy misotro.”+
33 Hoy ireo: “Nifady hanina matetika ny mpianatr’i Jaona sady nitalaho tamim-bavaka. Nanao toy izany koa ny mpianatry ny Fariseo, fa ny anao kosa mihinana sy misotro.”+