Matio 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra. 1 Timoty 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ka hanana harena+ tsara tahiry ho an’ny tenany, izany hoe fototra tsara+ ho amin’ny hoavy. Amin’izay izy dia hifikitra mafy amin’ny tena fiainana.+
20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra.
19 ka hanana harena+ tsara tahiry ho an’ny tenany, izany hoe fototra tsara+ ho amin’ny hoavy. Amin’izay izy dia hifikitra mafy amin’ny tena fiainana.+