FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 20:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hoy ny navalin’i Jesosy: “Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo ve ny hisotro amin’ny kaopy+ efa madiva hisotroako?” Dia hoy ireo: “Hainay.”

  • Marka 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo ve ny hisotro amin’ny kaopy izay efa isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay efa anaovana batisa ahy?”+

  • Jaona 12:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Mitebiteby mafy aho izany!+ Koa inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’ity ora ity aho.+ Nefa dia ho amin’ity ora ity no nahatongavako.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara