Lioka 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nanasa azy foana hiara-misakafo taminy ny Fariseo iray. Koa niditra tao an-tranon’ilay+ Fariseo izy ary nandry ilika hisakafo. Lioka 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nangataka azy mba hiara-misakafo+ aminy ny Fariseo iray, nony avy niteny izany izy. Koa niditra izy, ary nandry ilika hisakafo.
36 Ary nanasa azy foana hiara-misakafo taminy ny Fariseo iray. Koa niditra tao an-tranon’ilay+ Fariseo izy ary nandry ilika hisakafo.
37 Nangataka azy mba hiara-misakafo+ aminy ny Fariseo iray, nony avy niteny izany izy. Koa niditra izy, ary nandry ilika hisakafo.