FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 24:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Raha misy lehilahy vao nampaka-bady,+ dia tsy tokony handeha hiantafika izy sady tsy tokony hampanaovina adidy hafa. Omena alalana tsy hiantafika izy fa ho ao an-tranony mandritra ny herintaona, ka hampifaly an’ilay vadiny+ vao avy nampakariny.

  • 1 Korintianina 7:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Fa ny lehilahy manambady kosa manahy+ ny amin’izay an’izao tontolo izao, ny amin’ny fomba hahazoany sitraka amin’ny vadiny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara